Teny iditra (1/2) | 1 mazava alina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 prostituée, pute, putain [1.60] |
Tovy hevitra | 5 daba lôka, dakôtà, kapa vy, kôdy, koetra, kôksa, mafy tratra, makôsà, mandôliny, mpijangajanga, oui, ramavo, sipa gôka, tsimirirana, tsy vaky atonta |
Singan-teny | 6 mazava, alina |
Lohateny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 Mazava alina |
Sokajin-teny | 9 anarana (lohatenin' boky) |
Voambolana |
10 Haisoratra: boky |
Singan-teny | 11 mazava alina |
Mpanoratra |
12 Rinarasoa Estine |
Fivaditsoratra | 13 Mazava alina, mazava alina, Mazava alina, mazava alina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |